|
|
|
|

Entry1  manao tsatòka
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  manatsatoka hazo marani-doha hiaro ny fefiloha tsy ho vaky; manaiky handoa antoka amin' ny vola tokony haloa izay very maina raha diso ny paik' andro tokony handoavana ilay vola [1.1]
Elementary words  4  manao, tsatoka

Updated on 2023/07/17